Ampidiro aloha ny tenimiafina
MASOANDRO (HERY J.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MASOANDRO
Mihazakazaka tsy miato tononkira.serasera.org ny andro aty
Tsy mba mety ho tony ny fiainanay
Fa mandritry ny alina dia miandry anao
Itondray, itondray hery vao
Ny maraina : mamanala, ny antoandro maloka
Ny hariva maizim-be raha tsy eo ianao
Tsy ahitana hafaliana, valalanin’hakiviana
Ny manodidina ahy, nilaozanao
Ny anio mbola ady mahamay
D’efa mihevitra ny ampitso indray
Miha-marefo, miha-malemy ny sainay
Itondray, itondray hery vao
Ny maraina : mamanala, ny antoandro maloka
Ny hariva maizim-be raha tsy eo ianao
Tsy ahitana hafaliana, valalanin’hakiviana
Ny manodidina ahy, nilaozanao
Any ambadika any misy miandry anao
Angamba mila fwcqyoqw anao aza mihoatra anay
Fa rehefa hiverina eto indray ianao
Itondray, itondray hery vao ... (mitohy)
Fa na ora-panala, na andro migaina dia ilaina
Fa tsy izaho irery ihany cwib no miaina, mitaraina
Fa ianao ry masoandro no loharanom-pahazavana
Ho ‘izay rehetra manan’aina, ianao foana no andrandraina
Mila jwyqvhg anao e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HERY J.Visites : 3012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harityana
Date : 18/09/2006 12:18