NY TANTARA NO HITSARA (HERY J.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TANTARA NO HITSARA
Mba tantarao anay ry dada ô
Ny tontolo fahiny e nisy anao
Rivotra madio ô, ala maitso soa sy vao
Toa fivelomana tsotsotra
Mankatoa ny fisian’ny hafa rehetra
Satria izay jkeww manana aina e
Dia tononkira.serasera.org nekena sy nohajaina, ukncy eny e
Indrisy ô, tsisy niangana ny soa navelanao
Fa diso ô, tsy nahay nikolo ireo dimbinao
Lazalazao anay ry neny ô
Ny fiainana fahiny e niainanao
Fiaraha-monina tsotra e
Tsy mba be raorao
Na tsy mba nisy irony fiara
Na ‘reo fitaovana nentin’ny fivoarana
Nahay nifandray ihany
Nahay nifanasoa, eny e
Indrisy ô, samy maka ho azy ireo zanakao
Fa diso ô, diso mrzoj mihevi-tena ho ‘zao sy izao
Raha ny ankehitriny aloha tsy mora
Ny handresy lahatra azy rehetra
Satria ny fo mafana e,
Ny tantara no hitsara
Mba tantarao anay ry dada ô
Ny tontolo fahiny e nisy anao
Rivotra madio ô, ala maitso soa sy vao
Toa fivelomana tsotsotra
Mankatoa ny fisian’ny hafa rehetra
Satria izay jkeww manana aina e
Dia tononkira.serasera.org nekena sy nohajaina, ukncy eny e
Indrisy ô, tsisy niangana ny soa navelanao
Fa diso ô, tsy nahay nikolo ireo dimbinao
Lazalazao anay ry neny ô
Ny fiainana fahiny e niainanao
Fiaraha-monina tsotra e
Tsy mba be raorao
Na tsy mba nisy irony fiara
Na ‘reo fitaovana nentin’ny fivoarana
Nahay nifandray ihany
Nahay nifanasoa, eny e
Indrisy ô, samy maka ho azy ireo zanakao
Fa diso ô, diso mrzoj mihevi-tena ho ‘zao sy izao
Raha ny ankehitriny aloha tsy mora
Ny handresy lahatra azy rehetra
Satria ny fo mafana e,
Ny tantara no hitsara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HERY J.Vangy : 3422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harityana
Daty : 18/09/2006 12:24
