Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOSY NO FIAINANA (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azo hianteherana raha izao tontolo izao
Fiainana tsy haharitra fa ho simba sy ho lao
Tsy misy fiadanana lavitry ny hasambarana
fijaliana no mba hatrehina
Marobe ireo mitaraina torovana
mikaroka ny mahasoa hiadanana
zava-poana anefa ireny eny znfhhg tsy haharitra
fa JESOSY NO TENA FIAINANA
Eny tfkgo sarotra tokoa ny ady hatrehany
korontana etsy tononkira.serasera.org sy eroa
toa mahavaky fo
Mihasarotra isan’andro
mahavery hevitra
Miangavy qteda Anao mba hiantrao zahay

--------
Link: