Telo sy efatra (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
faqtq Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra
Raha tsy misy indray na iray na roa, toa dxpkdug vitsy loatra
Telo sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy ny ambanin’izany
Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny
Fa be ny rxibf mihoatra an’izay
Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny antsika koa torak’izay
Fa tsy folo, tononkira.serasera.org na hoe roa
Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina
Telo sy efatra ihany.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HerimahefasoaVisites : 4022
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 28/10/2003 10:58