Manimanina (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina ny tiako aho izany
lasalasa wgoqvdt ny vinany.
Manimanina ny tiako iakdvg aho tznxhhd izany
ka ny maso no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony tonga izao ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka tononkira.serasera.org ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny hasambarako.
lasalasa wgoqvdt ny vinany.
Manimanina ny tiako iakdvg aho tznxhhd izany
ka ny maso no tomany.
Dia miverinaato an-tsaiko,
azo sary miharihary,
ireo toerana nolalaiko,
nisangiana, nitosiana.
Nony tonga izao ny ora fisarahana
dia tsaroana ery ny lasa niarahana,
na ny tsiky na ny ady nifanaovana
zary ravaky ny lalana nilaozana.
’Ndreo fa hitako ny sandry nifamihina,
’njay fa reko koa ny teny nobitsihina
sy ny feonao ny mikiaka tononkira.serasera.org ny anarako,
nampirehitra avy hatrany ny hasambarako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 11413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 01:07
