TSAHO (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nahoana re no hainao
Ny manao zao tsaho rehetra izao
Fa ny tsara tsy mba vitanao
Ny mampita azy ftgneafn ho ren’izao tontolo izao
Ny mpitondra sy tononkira.serasera.org Mpanohitra
Mifanaratsy tsy mba sasatra
Zany ve no hafatra
Mba ho raisin’ny taranaka
Raha ny lela no toy ny ogsm afo
Ka tsy misy mahafolaka
Zavadratsy tsy hana-pijanonana
Feno ody maha faty koa
Ny mpivavaka aza yfhrmbth moa
Mampita resaka tsy mahasoa
Zany ve no hafatra
Mba ho raisin’ny taranaka
K’andeha ny lelako
Mba tena arovako amin’ny ratsy fa mba
Ho fiasana soa hitory teny soa
Ny marina ihany koa
Ny manao zao tsaho rehetra izao
Fa ny tsara tsy mba vitanao
Ny mampita azy ftgneafn ho ren’izao tontolo izao
Ny mpitondra sy tononkira.serasera.org Mpanohitra
Mifanaratsy tsy mba sasatra
Zany ve no hafatra
Mba ho raisin’ny taranaka
Raha ny lela no toy ny ogsm afo
Ka tsy misy mahafolaka
Zavadratsy tsy hana-pijanonana
Feno ody maha faty koa
Ny mpivavaka aza yfhrmbth moa
Mampita resaka tsy mahasoa
Zany ve no hafatra
Mba ho raisin’ny taranaka
K’andeha ny lelako
Mba tena arovako amin’ny ratsy fa mba
Ho fiasana soa hitory teny soa
Ny marina ihany koa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 4244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 02/02/2004 20:15
