Hafaliana (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafaliana no entinay androany
Hafaliana tena avy ao am-po
Hafaliana hamafa ny tomany
Hampahery ireo mamoy fo tononkira.serasera.org

Resin'ny adim-piainana va ianao ?
Sa sakaiza tiana no efa nandao ?
Hafaliana atolatray e
Hampitraka anao indray e
Mety haharitra ho mandrakizay

Hafaliana no nsygkn entinay androany
Hafaliana tena avy ao am-po
Hafaliana hamafa ny tomany
Hampahery ireo mamoy fo

Hafalian'ireo gsuq voavela heloka
Miaina ao lidjpqy anaty fahafahana
Hafaliana atolotray
Hampitraka anao indray e
Mety haharitra ho mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hantatiana
Visites : 9387
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 16/04/2015 09:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2271