Azo ny famonjena (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
azo ny famonjena nahita fandresena
izao rehetra izao sy ny mponina aminy
niala ny fangejana olombaovao
ny fireharehana efa lo izao
f'ilay zoky be fitia
no indro ao am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza yuoy ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo tononkira.serasera.org krtxrqu dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay aluo zanakao
mpamonjy anay
A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
izao rehetra izao sy ny mponina aminy
niala ny fangejana olombaovao
ny fireharehana efa lo izao
f'ilay zoky be fitia
no indro ao am-poko ao
fitiava-namana,fifankatiavana
efa tontosako izao
firahalahiana,fandriampahalemana
no indro miposaka izao
ray be fiantra o
na dia teo aza yuoy ireo satana
mpanimba sy mpisompatra
ireo tononkira.serasera.org krtxrqu dianay
hianao anie hanala azy ireo
ny fangejana lehibe
amin'ny alalan'ilay aluo zanakao
mpamonjy anay
A/C:STK JEROSALEMA VAOVAO FARATSIHO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitry ny MioraVangy : 304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsihoarana07
Daty : 13/02/2025 22:08
