Tsiambaratelo (Handyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo foana aho fa tsy hainao
Nitia mangina teo anilanao
Manahy anefa tononkira.serasera.org aho ny luqx hiteny
Sao lavinao,tsy ho ekenao
Refrain:
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo
Ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao tuyl ny fo
Tsy heloko, tsy hadisoiko

Malefa-pijery, tsy dia be teny
Tsara tkhy fanahy ka nahababo ahy
Manahy anefa aho ny hiteny
Sao lavinao,tsy ho ekenao
Refrain x2
Mpamorona: Handyh
Mpihira: Handyh

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Handyh
Visites : 1405
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovamamisoa2
Date : 15/09/2018 07:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2883