Ampidiro aloha ny tenimiafina
ISAORAKO (Hajaina 'Jex)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref fdidqk :
Isaorako Andriamanitra
Nampisy ny zava-drehetra
Isaorako Andriamanitra
Nanao fizahan-toetra
Isaorako Ianao ry Ray Tsitoha
Fa akaiky Ianao, akaiky tokoa
Amin’ny alalan’i Jesoa Tompo
Isaorako Ianao fa mpanasoa
Ref
Ny fitondranao, ny ucynijc fitaizanao
No mahasoa anay zanakao
Mahafantatranay indrindra bdfjmcs Ianao
Lehibe tononkira.serasera.org indrindra ny fitiavanao
Ref
HAJAINA 'JEX
Isaorako Andriamanitra
Nampisy ny zava-drehetra
Isaorako Andriamanitra
Nanao fizahan-toetra
Isaorako Ianao ry Ray Tsitoha
Fa akaiky Ianao, akaiky tokoa
Amin’ny alalan’i Jesoa Tompo
Isaorako Ianao fa mpanasoa
Ref
Ny fitondranao, ny ucynijc fitaizanao
No mahasoa anay zanakao
Mahafantatranay indrindra bdfjmcs Ianao
Lehibe tononkira.serasera.org indrindra ny fitiavanao
Ref
HAJAINA 'JEX
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hajaina 'JexHits : 1870
Likes : 0 Like
Created by : Ziona
Date : 17/05/2014 10:22
