ISAORAKO (Hajaina 'Jex)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Isaorako gtofem Andriamanitra
Nampisy ny zava-drehetra
Isaorako tononkira.serasera.org Andriamanitra
Nanao fizahan-toetra

Isaorako Ianao ry Ray Tsitoha
Fa akaiky Ianao, akaiky tokoa
Amin’ny alalan’i Jesoa Tompo
Isaorako Ianao fa qplhgmdl mpanasoa

Ref

Ny fitondranao, ny rwtq fitaizanao
No mahasoa anay zanakao
Mahafantatranay indrindra Ianao
Lehibe indrindra ny fitiavanao

Ref

HAJAINA 'JEX

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hajaina 'Jex
Hits : 2010
Likes : 0 Like
Created by : Ziona
Date : 17/05/2014 10:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4204