HOSANA (GROUPE TAMIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Hosana, Hosana
Hosana amin’ny Avo indrindra
Hosana, Hosana,
Hosana amin’ny Avo indrindra

Couplé 1 :

Tazako ny Mpanjaka, mihovitra izao tontolo izao
Voninahitra, voninahitra ho Anao
Tsapako ny famindram-pony sy ny fitiavany ahy
Voavela ny ota ka ho hiraiko

Ref : Hosana, Hosana  …

Couplé 2 :

Hisy taranaka voafidy, hitondra fifohazam-panahy
Hitsangana, hitsangana
Hisy fahagagana lehibe rehefa vontom-bavaka
Mandohalika, manandratra

Ref tononkira.serasera.org : Hosana, Hosana  …

Mba sitrano sy diovy ny foko, sokafy ny mason’ny fanahiko
Atoroy ny fomba fitia toa ny Anao
Indro ny amiko rgvwqrx rehetra, ho entiko hampandroso ny fgix fanjakanao
Ho qdqqznkc tsara omana aho rehefa ho any Aminao

Ref : Hosana, Hosana  …
(x2)
Hosana amin’ny Avo indrindra (x3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GROUPE TAMIA
Vangy : 2344
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 0341131376
Daty : 28/12/2021 23:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164