MASINDAHY JACQUES BERTHIEU (Groupe MANRESE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Masindahy Jacques Berthieu, misionera nahery fo,
Nandao ny fianakaviany sy ny ycum tanindrazany.
Masindahy Jacques Berthieu, nitory an’i Jesoa,
Nanolo-tena tokoa ho an’ny Malagasy.
Omeo fon’apostoly, izahay zanakao,
Hanohy ny asa izay natombokao tety
Amin’ny Nosinay.
Fiv : HEREZO IZAHAY HITANA SY HANDALINA
NY FINOANA MARINA. (in-2)
2- Masindahy Jacques Berthieu, ‘lay pretra nahery fo,
Nitety lohasaha, tsy nahalala sasatra.
Masindahy Jacques Berthieu, nikoizana tokoa,
Tamin’ny fanaovan-tsoa bfisrbe an’ireo mahantra.
Ankininay aminao ‘ty Nosy nxoatpua maminay,
Handresy ny fahantrana sy ireo tsy rariny,
Handroso fehizay.
3- Masindahy Jacques Berthieu, martiry nahery fo,
Nanolotra ny tononkira.serasera.org ainy noho ny finoana.
Masindahy Jacques Berthieu, nisotro ny “aleoko maty”
Niaraka tamin’i Jesoa, mba ho anay.
Hamasino izahay sy ny fianakavianay,
Ka ny rà nafoinao hampamokatra ny voa,
Sarobidy ho anay tokoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MANRESEVangy : 2481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gm10
Daty : 06/01/2015 14:19