You are here: home > Tononkira > Groupe MANRESE

NY VOLA SY NY HARENA (Groupe MANRESE)

NY VOLA SY NY HARENA

Fiv :   Ny vola sy ny harena
Hanompoana Anao
Ry Ilay Mpahary tia anay,
Ambino ny asany,
Omeo ny sahaza
Ho entinay manompo Anao.

1- Fa hatrany am-piandohana
Ny taranak’olombelona
Nasainao handavorary
Ny zavatra rehetra
Izay naTsiky dia ampytaonao,
Ka indro hanompoanay Anao.
2- Tsy mahavita tena
Isika olombelona
Fa mila ny indrafon’ny Ray.
Tsy maintsy mifanampy
Ary miara-miasa
Hiezaka hanao ny tsara.

3- ‘Zay nomenao anay
Tsimbino lalandava
Ho entinay manasoa
Ireo namanay
Sy ny fiangonanao,
Isaoranay Anao !

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe MANRESE
Mpamaky : 1286
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gm10
Tamin'ny : 02/01/2015 09:15:16
ID : 6919

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo