MASINDAHY JACQUES BERTHIEU (Groupe MANRESE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Masindahy Jacques Berthieu, misionera nahery fo,
Nandao ny fianakaviany sy ny tanindrazany.
Masindahy Jacques Berthieu, nitory an’i Jesoa,
Nanolo-tena tokoa ho an’ny Malagasy.
Omeo fon’apostoly, hdgv izahay zanakao,
Hanohy ny asa izay natombokao tety
Amin’ny Nosinay.
Fiv : HEREZO IZAHAY HITANA SY HANDALINA
NY FINOANA MARINA. (in-2)
2- Masindahy Jacques Berthieu, ‘lay pretra nahery fo,
Nitety lohasaha, tsy nahalala sasatra.
Masindahy Jacques Berthieu, nikoizana tokoa,
Tamin’ny fanaovan-tsoa an’ireo mahantra.
Ankininay aminao ‘ty Nosy maminay,
pidhu Handresy ny fahantrana vjvd sy ireo tsy rariny,
Handroso fehizay.
3- Masindahy Jacques Berthieu, martiry nahery fo,
Nanolotra ny ainy noho ny finoana.
Masindahy Jacques Berthieu, nisotro ny “aleoko maty”
Niaraka tamin’i Jesoa, mba ho anay.
Hamasino izahay sy ny fianakavianay,
Ka ny tononkira.serasera.org rà nafoinao hampamokatra ny voa,
Sarobidy ho anay tokoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MANRESEVangy : 2438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gm10
Daty : 06/01/2015 14:19