Groupe MANRESE
Niforona tamin'ny taona 2005 ny Groupe Manrèse izay notarihan'i Père RAKOTOARISON Hilarion izay Curé ao amin'ny EKAR Analamahitsy. Ny MANRESE dia fikambanana miorina eo ambany fiainam-panahin'i Md Ignace de Loyola izay nanorina ny Fikambanana Jésuite. Hatramin'izao taona 2009 izao aloha dia miisa roa ambin'ny folo no mpikambana ao amin'ny Groupe Manrèse ary mpandihy efatra. Efa niseho an-tsehatra tamin'ny toerana maro ny Groupe Manrèse raha tsy hilaza afa-tsy Gala Evangélique lehibe tany Moramanga ny taona 2005, ny seho goavana nandritra ny Fanandratana Olontsambatra an'i Fr Louis RAFIRINGA teny Antsonjombe, ary ny fiarahana tamin'ny Fikambanan'ny Mpikabary Katolika tao amin'ny Palais des Sports Mahamasina ny 05 Jolay 2009
Hevitra momba an'i Groupe MANRESE
gm10 (06/01/2015 08:00)
http://www.groupemanrese.org/
Hiran'i Groupe MANRESE (18)
© serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.0143