You are here: home > Tononkira > Groupe MANRESE

MISAOTRA ANAO IZAHAY (Groupe MANRESE)

MISAOTRA ANAO
1- Misaotra Anao izahay ry Ray,
Lehibe tokoa ny fitiavanao,
Ny fonay zanakao dia ravoravo
Indray miredona mihira hoe :

2- Misoatra Anao izahay Jesoa,
Fa Ianao no namonjy anay,
Ny fonay zandrinao dia ravoravo,
Indray miredona mihira hoe :tononkira.serasera.org  

Mankasitraka, midera Anao,
Misaotra Anao, Andriamanitra,
Lehibe ny hatsaram-ponao.
Misoatra Anao ny voaary tontolo,
             Feno ny fahasoavanao.
3- Misoatra Anao Fanahy Mpankahery,
Fenoinao ny fahasoavanao,
Ny fonay mino Anao dia ravoravo,
Indray miredona mihira hoe :

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe MANRESE
Mpamaky : 1247
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gm10
Tamin'ny : 02/01/2015 09:15:47
ID : 6918

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo