Fanahy Masina (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! wche midina tononkira.serasera.org ety
Fanahy Masina uzstfeu ô! midina manetreha
Izao fotoana izao, hatrehinao
Fanahy Masina ô! feno izahay

Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy masina ô!
        Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
        Ampidino eto anio ny voninahitrao
        Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
        Fa Ianao ilay mpanova fiainana
        Mitoera re! ato anatinay

Fanahy ô! avy mamenoa
Fanahy ô! avy manatreha
Izao fotoana izao, aoka ho feno Anao
Ka ny hositrao no hirotsaka

Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy masina ô!
        Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
        Ampidino eto anio ny voninahitrao
        Mba pqqxa hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
        Fa Ianao ilay mpanova fiainana
        Mitoera re! ato anatinay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy
Vangy : 97
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rado1349
Daty : 28/09/2026 17:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301