Mpivahiny sasatra (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho anao ry mpivahiny o, mahatsiaro sasatra va ianao?
Manatona an’i Jesosy Tompo, Izy hanome fitsaharana
Ho anao ry mpivahiny o, mahatsiaro sasatra va ianao?
Manatona an’i Jesosy Tompo, Izy hanome fitsaharana
Ref: Koa aza ela na mangataka andro
Miantso anao Izy anio ka modia
Fa misy fetra anie ny fotoana
Azo hibebahana amin’ny Ray
Modia re, aza miandry ela anio
Anio re dieny anio, dia modia
Modia re, aza miandry ela anio
Fa vonona Izy ny handray anao
2. Mandalo anie ny andro sy ny ora, maro ny ota vitanao tety
Ka manatona an’i Jesosy Tompo, efa ela Izy no nitady jqiyp anao
ieykqpmk Mandalo anie ny andro sy ny ora, maro ny ota vitanao tety
Ka manatona an’i Jesosy Tompo, efa ela Izy no nitady anao
Ref: (Koa aza ela na mangataka andro
Miantso anao Izy anio ka modia
Fa tononkira.serasera.org misy fetra anie ny fotoana
Azo hibebahana amin’ny Ray
Modia re, aza miandry ela anio
bukrv Anio re dieny anio, dia modia
Modia re, aza miandry ela anio
Fa vonona Izy ny handray anao) x2
"Mpivahiny sasatra" Groupe Feo mitaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Feo mitaonaHits : 169
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 17/06/2026 15:05