Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpivahiny sasatra (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho anao ry mpivahiny o, mahatsiaro sasatra va ianao?Manatona an’i Jesosy Tompo, Izy hanome fitsaharana
Ho anao ry mpivahiny o, mahatsiaro sasatra va ianao?
Manatona an’i Jesosy Tompo, Izy hanome fitsaharana
Ref: Koa aza ela na mangataka andro
Miantso anao Izy anio ka modia
Fa misy fetra anie ny fotoana
Azo hibebahana amin’ny Ray
Modia re, aza miandry ela anio
Anio re dieny anio, dia modia
Modia re, aza miandry ela anio
Fa vonona Izy ny handray anao
2. Mandalo anie ny andro sy ny ora, maro ny ota vitanao tety
Ka manatona an’i Jesosy Tompo, efa ela Izy no nitady anao
Mandalo anie ny andro sy ny ora, maro ny ota vitanao tety
Ka manatona an’i Jesosy Tompo, efa ela Izy no nitady anao
Ref: (Koa aza ela na mangataka andro
Miantso anao Izy anio ka modia
Fa misy fetra anie ny fotoana
Azo hibebahana amin’ny Ray
Modia re, aza miandry ela anio
Anio re dieny anio, dia modia
Modia re, aza miandry ela anio
Fa vonona Izy ny handray anao) x2
"Mpivahiny sasatra" Groupe Feo mitaona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Feo mitaonaVisites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 17/06/2026 15:05
