Mpivahiny sasatra (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ho anao ry mpivahiny o, mahatsiaro sasatra va ianao?
Manatona an’i Jesosy Tompo, Izy hanome fitsaharana
ckcf Ho anao ry mpivahiny o, mahatsiaro sasatra va ianao?
Manatona an’i Jesosy Tompo, Izy hanome fitsaharana
rzum Ref: Koa aza ela na mangataka andro
Miantso anao Izy anio ka modia
Fa misy fetra anie ny fotoana
Azo hibebahana amin’ny Ray
Modia re, aza miandry ela anio
Anio re dieny anio, dia modia
Modia re, aza miandry ela anio
Fa vonona Izy ny handray anao
2. Mandalo anie ny andro sy ny ora, maro ny ota vitanao tety
Ka manatona an’i Jesosy Tompo, efa ela Izy no nitady anao
Mandalo anie ny andro sy ny ora, maro ny ota vitanao tety
Ka manatona an’i Jesosy Tompo, efa ela Izy no nitady anao
qkmpmaju Ref: (Koa aza ela na mangataka andro
Miantso anao Izy anio ka modia
Fa misy fetra anie ny fotoana
tononkira.serasera.org Azo hibebahana amin’ny Ray
Modia re, aza miandry ela anio
Anio re dieny anio, dia modia
Modia re, aza miandry ela anio
Fa vonona Izy ny handray anao) x2
"Mpivahiny sasatra" Groupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 17/06/2026 15:05