Mila anao ny Tompo (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fitoriana re ry lahy dia asa miandry antsika mpino,
Hanely izany any am-paran’ny kzmkkupj tany
Mbola miantso anao indray anio Tompo ho iraka hitory sy hanambara
Ny teniny ao amin’ny filazantsara
2. (Koa miarahaba tra-pamonjena
yrxnt Nohon’ny fitahian’ny Ray Tsitoha mbola velon’aina
Koa mitsangàna, manolora tena
Koa asandrato ny fiderana, ny haleloia sy ny hosana
Enganie ianao hotahian’ny Tompo) x2
3. (Mbola marobe no tsy mahalala
Tsy mba meccrmx misy afaka manambara
Fa ilay satana no mamatotra azy
Tena mahonena tokoa ‘zareo
Fa midradradradra sy mitoreo
Ambarao azy Jesosy fitiavana) x2
4. (Dia ambarao e, ka ahelezo
Io tononkira.serasera.org famonjena io tokoa zareo tsy mba hovidiana
Koa mitsangàna manolora tena
Dia asandrato ny fiderana ny haleloia sy ny hosana
Enganie ianao hotahian’ny Tompo) x3
Mila anao ny Tompo " Groupe Feo mitaona"

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Feo mitaonaVisites : 131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 16/06/2026 14:52