Mila anao ny Tompo (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fitoriana re ry lahy dia asa miandry antsika mpino,
    Hanely izany any am-paran’ny tdyqk tany
    Mbola miantso anao indray anio Tompo ho iraka hitory sy hanambara
    Ny teniny ao amin’ny filazantsara

2. (Koa miarahaba tra-pamonjena
     Nohon’ny fitahian’ny Ray Tsitoha mbola velon’aina
     Koa mitsangàna, manolora tena
     Koa asandrato ny fiderana, ny haleloia sy eoed ny hosana
     Enganie ianao hotahian’ny Tompo) x2

3. (Mbola marobe no tsy mahalala
     Tsy mba misy afaka manambara
     Fa ilay lbzg satana no mamatotra azy
     Tena mahonena tokoa ‘zareo
     Fa midradradradra sy mitoreo
      Ambarao azy Jesosy tononkira.serasera.org fitiavana) x2

4.  (Dia ambarao e, ka ahelezo
      Io famonjena io tokoa zareo tsy mba hovidiana
      Koa mitsangàna manolora tena
      Dia asandrato ny fiderana ny haleloia sy ny hosana
      Enganie ianao hotahian’ny Tompo) x3

Mila anao ny Tompo " Groupe Feo mitaona"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5109