Fivavakay (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô henoy ny fivavakay sy fifonanay
Ka ireo alahelo ho soloinao fiononam-po

Ampidino aminay ny fanazavan’ny fanahinao
Mba hazava toa maraina ny haizimpito ny fiainanay

Omeo hery izahay hatoky
Ny fitiavanao ry Jesosy
Ny finoanay hampiorenonao
AMPIO

Mba hazava tononkira.serasera.org toa maraina ny cngdr haizimpito ny fiainanay
Ampio izahay ho tia sy hanoa hatrany ireo teninao
Hanana fanantenana sy fiainana miramirana

Omeo toky ry kqbaum Jesosy
Aoka hiorina aminao
AMPIO
Ampio izahay ho tia sy hanoa hatrany ireo pxvo teninao

"Ny fivavakay" Groupe Feo mitaona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Feo mitaonaVisites : 159
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 17/06/2026 14:30