MIFOHAZA MIJOROA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)* Raha tonga anio ny Tomponao
Vonona ve ianao?
Sao mbola matory, sao variana loatra uflhaddy e!
Mifohaza mijoroa
*Aiza ny talentanao, nampiasainao rmwrhjb ve?
Sao adinonao fa ho avy ny Tompo
Mifohaza mijoroa!
Ref:
Sao ianao variana ka tratra aoriana
Mifohaza mijoroa!
Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa e
Mifohaza mijoroa!
2) tononkira.serasera.org *Sao ity no toriteny yexeuft farany ho anao!
Koa aza variana e! Mangataka andro
Mifohaza mijoroa!
*Araraoty ny fotoana izay omeny anao
Sao lany foana e, amin'ny rendrarendra
Mifohaza mijoroa!
A/C: Bernard Richard
Vonona ve ianao?
Sao mbola matory, sao variana loatra uflhaddy e!
Mifohaza mijoroa
*Aiza ny talentanao, nampiasainao rmwrhjb ve?
Sao adinonao fa ho avy ny Tompo
Mifohaza mijoroa!
Ref:
Sao ianao variana ka tratra aoriana
Mifohaza mijoroa!
Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa e
Mifohaza mijoroa!
2) tononkira.serasera.org *Sao ity no toriteny yexeuft farany ho anao!
Koa aza variana e! Mangataka andro
Mifohaza mijoroa!
*Araraoty ny fotoana izay omeny anao
Sao lany foana e, amin'ny rendrarendra
Mifohaza mijoroa!
A/C: Bernard Richard
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE MahajangaVangy : 561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 29/05/2024 21:16
