Mandalo miserana (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo miserana ny eto an-tany
Tsy misy maharitra mandalo
Mpivahiny izaho cjhz sy ianao
Raha miaina eto an-tany
Ka tononkira.serasera.org hevero izay atao
Sao hanenina sy tomany
Raha tonga tampoka lay fotoana
Mety hifandaozana
Dia mandra-pihaona httygcik e!
Mandalo miserana ny eto an-tany
Tsy misy maharitra mandalo
Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
Fa ratsy izao fiainana izao
Ialao ny toetra ratsy zay fanaonao taloha
Miovà ho tonga vaovao
Raha tonga ...
A/C : Bernard lzxxd Richard
Tsy misy maharitra mandalo
Mpivahiny izaho cjhz sy ianao
Raha miaina eto an-tany
Ka tononkira.serasera.org hevero izay atao
Sao hanenina sy tomany
Raha tonga tampoka lay fotoana
Mety hifandaozana
Dia mandra-pihaona httygcik e!
Mandalo miserana ny eto an-tany
Tsy misy maharitra mandalo
Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
Fa ratsy izao fiainana izao
Ialao ny toetra ratsy zay fanaonao taloha
Miovà ho tonga vaovao
Raha tonga ...
A/C : Bernard lzxxd Richard
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AGAPE MahajangaHits : 597
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 03/06/2024 10:06
