Velona Jesosy (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Velona ny Tomponay
Ankalazaina sy ambaranay
Velona izay ao uzxus amin´ny Ray
Velona mandrakizay
Ny anjely niteny hoe tsy ato intsony Jesosy anie
Mandehana ianareo mandeha any Galilia e
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno Jesosy Tompon´ny Tompo
Nitsangana, nitsangana tsy nahavoatana Azy ny hfpwwti fasana
Velona ny Tompontsika
Derao, hobio
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
2. Derainay Ianao ry Ray
Derainay Jeso Tomponay
Velona ny finoanay
kalq Ka avotra izahay
Lany fanahy i Maria nahita ny vato nikodia
Nivadi-po ny mpiambina satria foana ny fasana
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno ny Mpanjakan’ny mpanjaka
Resiny, resiny
Resiny ny fahafatesana
Velona ny Tompontsika
Hobio Izy, ankalazao Izy
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
A/C : RANDRIAMAMPIANINA tononkira.serasera.org Jean Clarel (Juin 2021)
Ankalazaina sy ambaranay
Velona izay ao uzxus amin´ny Ray
Velona mandrakizay
Ny anjely niteny hoe tsy ato intsony Jesosy anie
Mandehana ianareo mandeha any Galilia e
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno Jesosy Tompon´ny Tompo
Nitsangana, nitsangana tsy nahavoatana Azy ny hfpwwti fasana
Velona ny Tompontsika
Derao, hobio
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
2. Derainay Ianao ry Ray
Derainay Jeso Tomponay
Velona ny finoanay
kalq Ka avotra izahay
Lany fanahy i Maria nahita ny vato nikodia
Nivadi-po ny mpiambina satria foana ny fasana
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno ny Mpanjakan’ny mpanjaka
Resiny, resiny
Resiny ny fahafatesana
Velona ny Tompontsika
Hobio Izy, ankalazao Izy
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
A/C : RANDRIAMAMPIANINA tononkira.serasera.org Jean Clarel (Juin 2021)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 251
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:18
