Resinao (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zaho koa resy, resinao Jeso
    Tsy anenenako ny manompo Anao
    Satria Anao raiky mandamina fiainako o
    Ny fanompoana tsy ambelako o
          Refrain :
          Misaotra Anao Jeso noho ny fitiavan-dehibe
          Velom-pisaorana izahay fa efa novelominao
          Misaotra Anao zahay Jeso

2. Zaho koa babo, babonao Jeso
    Ankasitraho ny fiderako Anao
    Satria Anao raiky mandamina fiainako o
    Ny fiderana tsy ambelako o
Refrain :
          Misaotra Anao Jeso noho ny fitiavan-dehibe
          Velom-pisaorana izahay fa efa novelominao
          Midera Anao zahay Jeso

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2022)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 20:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286