Matokia (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mita ny rano ianaoDia homba anao Izy
Raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao Izy
Refrain :
Fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah
2. Raha mandeha mamaky ny afo ianao
Hamaky ny afo dia tsy ho may
Ary tsy hirehitra aminao
Tsy hirehitra aminao ny lelafo
Refrain :
Fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Décembre 2020)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:40
