Matokia (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mita tononkira.serasera.org ny rano ianao
Dia homba anao Izy
ykmz Raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao Izy
Refrain :
Fa efa nanavotra anao fxhk Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah
2. Raha mandeha mamaky ny afo ianao
Hamaky ny afo dia tsy ho may
zoghikw Ary tsy hirehitra aminao
Tsy hirehitra aminao ny lelafo
Refrain :
Fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Décembre 2020)
Dia homba anao Izy
ykmz Raha mita ny ony ianao
Dia tsy hanafotra anao Izy
Refrain :
Fa efa nanavotra anao fxhk Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah
2. Raha mandeha mamaky ny afo ianao
Hamaky ny afo dia tsy ho may
zoghikw Ary tsy hirehitra aminao
Tsy hirehitra aminao ny lelafo
Refrain :
Fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Décembre 2020)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:40
