Matokia (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mita ny rano ianao
    Dia homba anao Izy
    Raha mita ny ony ianao
lpgguavi    Dia tsy tononkira.serasera.org hanafotra anao Izy
Refrain :
Fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy wxfdldjt ianao, hoy i Jehovah

2. Raha mandeha mamaky ny afo ianao
    Hamaky ny afo dia tsy ho may
    Ary tsy hirehitra aminao
    Tsy hirehitra aminao ny lelafo
Refrain :
Fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny fispkdz anaranao Aho
Fa efa nanavotra anao Aho
Ahy ianao, hoy i Jehovah

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Décembre 2020)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe évangéliste AZF
Hits : 230
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 21/02/2026 21:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314