Tanora hono ka hoe (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina miposaka ny andro
Izy lasa tononkira.serasera.org tsy manao veloma
Manantena fiainam-baovao
Fa revy ihany no masaka ao an-tsainy
Zazavavy tsisy ho antenaina
Mifanjohy misarakorako eny
Endrik’anjely fanahy tsy hay intsony
Toky fitaka lainga
Ref:
Fa ny gnzswnhx ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
Tsy nisy nohenoina ’reo anatra nomena
Tanora hono ka hoe!
Ny ao an-trano tsy mahateny azy intsony
Ny manodidina tsy ho henoiny
Henatra ho an’ireo fianakaviana
Tsy wdhwxxu tsapany izany fahoriana izany.
Ny any aoriana zwoyg any mba hanao ahoana
Hiova ve sa ve ho very?
Hatanorana, fiainana mandalo
Ho lefy ihany atsy ho atsy
ref:
Fa ny ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
.....
Izy lasa tononkira.serasera.org tsy manao veloma
Manantena fiainam-baovao
Fa revy ihany no masaka ao an-tsainy
Zazavavy tsisy ho antenaina
Mifanjohy misarakorako eny
Endrik’anjely fanahy tsy hay intsony
Toky fitaka lainga
Ref:
Fa ny gnzswnhx ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
Tsy nisy nohenoina ’reo anatra nomena
Tanora hono ka hoe!
Ny ao an-trano tsy mahateny azy intsony
Ny manodidina tsy ho henoiny
Henatra ho an’ireo fianakaviana
Tsy wdhwxxu tsapany izany fahoriana izany.
Ny any aoriana zwoyg any mba hanao ahoana
Hiova ve sa ve ho very?
Hatanorana, fiainana mandalo
Ho lefy ihany atsy ho atsy
ref:
Fa ny ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
.....
--------
Rohy:
