Fanenenana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Liana ny ahita fiainam-baovao
Ity tovolahy ka nandao ray sy reny
cfhh Maraina be mbola tsy maneno akoho
Nilaozany ny rehetra mbola mandry tsy nifoha
Asa lahy izay hitany any ho any
Leo hono izy ka lasana nankany
gjwy Adaladalana izany no hitany
Fisetrasetrana izany no fiainany
Potika avokoa ny fiainany tontolo
Ny manodidina tononkira.serasera.org manosika azy daholo
Maraina be mbola tsy maneno akoho
Nilaozany ny rehetra mbola mandry tsy nifoha
Asa lahy izay hitany any ho any
Leo hono izy ka lasana nankany
jkqa Adaladalana izany no hitany

--------
Rohy: