Fanenenana (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     Liana ny ahita eolymw fiainam-baovao
     Ity tovolahy ka nandao ray sy reny
     Maraina be mbola tsy maneno akoho
     Nilaozany ny rehetra mbola mandry tsy nifoha

wckwkgmz         Asa lahy izay hitany any ho any
         Leo hono izy ka lasana nankany

         Adaladalana izany no hitany
         Fisetrasetrana izany no fiainany

     Potika avokoa ny fiainany tontolo
     Ny manodidina manosika azy daholo
     Maraina be mbola tsy maneno akoho
     Nilaozany ny rehetra mbola mandry tsy nifoha

     tononkira.serasera.org     Asa lahy izay hitany any ho any
         Leo hono izy ka lasana nankany

         Adaladalana izany no xpwgioew hitany
         Fisetrasetrana izany no fiainany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Green
Visites : 4166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aina
Date : 18/11/2001 12:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3289