Fanenenana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Liana ny ahita fiainam-baovao
Ity tovolahy ka nandao ray sy reny
Maraina be mbola tsy maneno akoho
Nilaozany ny rehetra mbola mandry tsy nifoha
Asa lahy izay hitany any ho any
Leo hono izy ka lasana nankany
trekih Adaladalana izany no hitany
Fisetrasetrana izany no fiainany
bzzv Potika avokoa ny fiainany tontolo
Ny yftw manodidina manosika azy daholo
Maraina be mbola tsy maneno akoho
Nilaozany ny rehetra mbola mandry tsy nifoha
Asa lahy izay hitany any ho any
tononkira.serasera.org Leo hono izy ka lasana nankany
Adaladalana izany no hitany

--------
Link: