Eritreritra (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eritreritra mandalo no tonga tato an-tsaiko
Manambara ny fiarahantsika
Nofinofy ihany yjslajs sisa satria tsy teo ianao
Alahelo sentosento no nianjady tamiko

’Zany angamba tononkira.serasera.org no fitia
Toa rivotra nafafy
Ka mitondra alahelo sy tomany
Aleoko ihan irery foana
Toy izay hangaihay
Hankarary sy hampijaly tena

Mieritreritra foana aho
Ka manontany tena hoe
Ahoana no zwjc mampijaly ny fitia
Tsy kilalao na vazivazy
Io fitiavana io
Na sangina ka atao kilalao foana glnuku

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Green
Visites : 6151
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aina
Date : 18/11/2001 11:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0336