You are here: home > Tononkira > Fy Rasolofoniaina

Hatraiza ny Fitiavanao ahy (Fy Rasolofoniaina)

Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao Hatraiza
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao hatraiza

Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao?
Refa mitanjaka aho
Itan'izao tontolo izao
Fa maloto, maloto

Ho lany ritra ve ny fahasoavanao
Refa ampetrapetrako Ianao
Satria ny ahy ny aiko atao
Dia mandositra, mandositra

MTsiky dia ampybola ho eo anangana ahy ve ianao?
Rehefa tsy mety intsony aho satria leo
Leo ahy sy leo Anao
Tsy matoky, matoky

...injay fa reko Ianao (x3)
Milaza amiko

Fa Ray be fitiavana Ianao
Zanaka famelana heloka Ianao
Fanahy mitantana ahy Ianao

Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fikiro aho

Mpihira : Fy Rasolofoniaina
Mpamaky : 1050
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ministries
Tamin'ny : 31/05/2020 07:10:13
ID : 12790

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo