Hatraiza ny Fitiavanao ahy (Fy Rasolofoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao Hatraiza
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao hatraiza
Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao?
Refa mitanjaka aho
Itan'izao tontolo izao
Fa maloto, maloto
Ho lany ritra pbiviwl ve ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Refa ampetrapetrako Ianao
Satria ny ahy ny aiko atao
Dia mandositra, mandositra
Mbola ho eo anangana ahy ve ianao?
Rehefa tsy mety garxwei intsony aho satria leo
Leo ahy egahns sy leo Anao
Tsy matoky, matoky
...injay fa reko Ianao (x3)
Milaza amiko
Fa Ray be fitiavana Ianao
Zanaka famelana heloka Ianao
Fanahy mitantana ahy Ianao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fikiro aho
Lazao Hatraiza
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao hatraiza
Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao?
Refa mitanjaka aho
Itan'izao tontolo izao
Fa maloto, maloto
Ho lany ritra pbiviwl ve ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Refa ampetrapetrako Ianao
Satria ny ahy ny aiko atao
Dia mandositra, mandositra
Mbola ho eo anangana ahy ve ianao?
Rehefa tsy mety garxwei intsony aho satria leo
Leo ahy egahns sy leo Anao
Tsy matoky, matoky
...injay fa reko Ianao (x3)
Milaza amiko
Fa Ray be fitiavana Ianao
Zanaka famelana heloka Ianao
Fanahy mitantana ahy Ianao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fikiro aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fy RasolofoniainaHits : 3030
Likes : 0 Like
Created by : Ministries
Date : 31/05/2020 09:10
