Rehefa niharitra ireo fitsapana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa niharitra ireo fitsapana
Sy fisedrana mahamay
Ireo lalan-tsarotra nombana
Vita ihany izy izay
Fa tonga kosa ny ora fijinjana
Reo voa nafàfy hatrizay
Ny fînoana natao tsara tana
No nampitombon'ny Ray
Ireo taona maro nampangina xztb
Vao maika koa nampifoha
Ka ny tendrom-po izay notsindriana
No nanondraka ny voa
He namafy teny an-tany tsara
Fa nisahirana nikarakara e !
Niasa tamin-kitsim-po
He namafy teny an-tany tsara
Ka nijinja voka-tsoa
Lalam-baovao tononkira.serasera.org izay migodana
No nodiavina izao
Nofenoinao fampanantenana
Sy fiainam-baovao
Fa indro tazana eto ilay bfvxhu kanana
Nampanantenainao ry Ray
Satry foana hihira fiderana
Mba hisaotra anao izahay
Réf: faly ny foko (faly e)
Te itroatra hiantso mafy hoe
Tsy navelanao ho irery aho
Hafa jwgs loatra Ianao ry Ray
Rain'ny finoako
Tsy namela ahy handre
Afa-tsy ny feon'ny fahendrena
Ka misaotra anao izahay
Sy fisedrana mahamay
Ireo lalan-tsarotra nombana
Vita ihany izy izay
Fa tonga kosa ny ora fijinjana
Reo voa nafàfy hatrizay
Ny fînoana natao tsara tana
No nampitombon'ny Ray
Ireo taona maro nampangina xztb
Vao maika koa nampifoha
Ka ny tendrom-po izay notsindriana
No nanondraka ny voa
He namafy teny an-tany tsara
Fa nisahirana nikarakara e !
Niasa tamin-kitsim-po
He namafy teny an-tany tsara
Ka nijinja voka-tsoa
Lalam-baovao tononkira.serasera.org izay migodana
No nodiavina izao
Nofenoinao fampanantenana
Sy fiainam-baovao
Fa indro tazana eto ilay bfvxhu kanana
Nampanantenainao ry Ray
Satry foana hihira fiderana
Mba hisaotra anao izahay
Réf: faly ny foko (faly e)
Te itroatra hiantso mafy hoe
Tsy navelanao ho irery aho
Hafa jwgs loatra Ianao ry Ray
Rain'ny finoako
Tsy namela ahy handre
Afa-tsy ny feon'ny fahendrena
Ka misaotra anao izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 2962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rado6185
Daty : 02/01/2015 12:12
