Miomàna, miomàna (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Telopolo taona niainanao
Hainao raha jiaby
Hainao ny tsara sy ny ratsy,
Olojiaby mandeha leglizy
lanao raiky mandeha
Amin'ny mpisikidy,
Karakôry heky tena izy
tadiavinao
Hamarina anao an-davaka.

Fiv
Miomana, miomana
Efa an-tomotra ny andro
Tsy maintsy mandeha olojiaby
Ndeha ho aiza
Andeha hanatrika zanahary.

2
Enimpolo taona niainanao
Hainao raha jiaby
Hainao ny tsara sy ny ratsy,
Olojiaby mamaky Baiboly
lanao raiky manompo devoly,
Karakory heky devoly fehezinao
Hamarina anao .an-davaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANA
Vangy : 1284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 20:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.732