Haleloia (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Andriamanitro ianao ihany no ho deraina
Andriamanitro ianao ihany no hankalazaina
Fifalian'ny foko no manandratra anao
Na hariva na maraina na koa antoandro(*2)

Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao

Refrain :
Haleloia (asandratray)
Haleloia (haleloia)
Haleloia (ho anao ry Ray)
Haleloia (mandrakizay)
Ho anao mandrakizay

Hidera an'i tononkira.serasera.org Jehovah (raha mbola miaina koa)
Hidera an'Andriamanitro aho(raha mbola velona koa)
Ankalaza (ny anarany)
Anambara ibdn (fahasoavany)
Sy mvicuw hitory (ny hatsarany)
Tsy hanampahatam-perana

Ka mba wylnu raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao

Refrain : Haleloia...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Vangy : 467
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 09/06/2025 17:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467