Tokiko Ianao (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokiko ianao Jeso amin’ny adim-piainako
Satria tsapako fa eo aminao no tena nahitako soa
Tokiko ianao Jeso amin’ny adim-piainako
Ka na mafy noho izao aza no hiseho tsy
Tsy fnsl atahorako
N’inona hiseho sy hitranga tononkira.serasera.org amin’ny fiainako
Tsisy mampanahy satria ianao no miady sy eo aloha
Ka azoko antoka ny hodiaviko satria ianao
No mitantana sy tokiko hatrizao
Ireo fahavaloko izay mitady hamongotr’ahy
Raha vao mandre ny anaranao Jeso tsy mahajanona
N’inon’inona hiseho zava-tsarotra ho diaviko
D’efa misy lalana voatendrinao natokanao hizorako
N’inona hiseho sy hitranga amin’ny fiainako
Tsisy mampanahy satria ianao no miady sy yhwj eo aloha

No mitantana sy tokiko hatrizao cyaa
Raha mbola eto an-tany aho
Dia tokiko ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 1070
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:50