Havaozy (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Havaozy ny Fo, ry ivthj Tompoko
Fa mpanota izay, tsy mendrika
Na dia hiantso ny anaraNao
Fa noho iana, izay nijaly
Dia tsapako luwg ankehitrio, fa fitiavana sarobidy tononkira.serasera.org no
Natolotrao ahy Jeso, ny raNao soa mpanavao
No hiriako izao, hiboiboika ato anatiko
(miverina in-2)
Ref : Havaozy ny fo, havaozinao Jeso
Ny loto hatramin'ny taloha, ddmcor dia mba sasao ny raNao soa
Havaozy ny fo, havaozinao Jeso
Ny tena sy ny fanahiko, mba havaozinao Jeso.
2- Havaozy ny fo, ry Tompoko
Omeo hery, fahendrena koa
Hampianaro, mba ho mpanoha
Ny ahiahy rehetra, levony koa hatrizao
Omeo ahy ny Fanahy Masina, sy ny fahasoavaNao
Ny ranao soa mpanavao no hiriako izao, hiboiboika ato anatiko
(miverina in-2)
Ref : Havaozy ny fo, havaozinao Jeso
Ny loto hatramin'ny taloha, dia mba sasao ny raNao soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Vangy : 457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahx03
Daty : 23/10/2025 12:29