Rafoza. (Feon'ala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
harivariva ôô
hariva be f'i zanakao tsy mbola ho avy ee
align'andro ôô
alinéa f'i zanakao tsy mbola mody ee
mamparary ee
mamparary zanakao fa mampjaly ee
na andro akaiky ee
na andro akaiky vinantonao tsy mahazo na ee
.....................
rafoza ô rafoza ô
agnaronao eo zanakao fa tiako
.....................

mihinan-drery ee
mihinan-drery vinantonao ka tsy mahalany ee
mandry irery ee
mandry irery vinantonao ka tsy tafandry ee
mahita tragno ôô
mahita trano zanakao anaty bar dernier
tsy mety mody ee
tsy mety mody zanakao isika tsy mamo ôô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ala
Vangy : 3491
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zherry35
Daty : 22/11/2014 12:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072