Ny tena Didy Lehibe (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
prbw Tompo ô isaorana eram-po
fa natambatrao ireto olon-droa
mba ho tokan-trano naorinao
ho lavitry ny jaly qshy hiadana hatrany

Ny tokan-tranon'izy tononkira.serasera.org ireo
mba alokalofinao
omeo fara sy dimby ho andry rahatr'izay
taranaka ho soa tsara tso-dranonao Jesoa
taratrin'ny tena Didy Lehibe

Fitiavana sy hafanam-po
no nampiray tokoa izany ifwofbdl fo
Maria ô mba tahio ny diany
na ho soa na ho ratsy hifaliany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041