TOHIZO FA TSA MIPODY (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/tohizo-fa-tsa-mipody

TOHIZO FA TSA MIPODY  -  FEO MAHAFALY NY ZIONA

Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fanompoana zay nekenao
Aza mba kivy na ketrak’izany fa mazotoa hatrany
Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fanompoana zay nekenao

REF :
Feon’Andriamanitra homba sy hitahy
ninona hidona ninona hiatra ; Tsy hanantahotra ;
ninona loza ‘zay mety ho ankaso ; Tsy asina hoe andraso
Tohizo tohizTsiky dia ampyo tohizo ry FEO MAHAFALY e !
Tohizo tohizo reo asa fanompoana
Tohizo tohizo fa tsa mipody e !
Tohizo tohizo reo asa fitoriana e ! ia !

Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fitoriana zay ataonao
Aza mba kivy na mihemotra izany ; fa mirosoa hatrany
Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fitoriana zay ataonao
REF : …

AH…. OU…. TOHIZO HATRANY E !!!

T&F : RAVELOSON Fenosoa
**************FMZ**************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 53
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 05/08/2020 11:32:05
ID : 12963

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo