Ray mandrakizay (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra sy dera, laza vmpqoz sy tononkira.serasera.org hery, ho Anao Ray mandrakizay
Ny olon-drehetra sy ny tontolo miondrik'eo anatrehanao
Eran-tany sy lanitra rauqjwu dia tdfupiz ambara fa tompon'ny Voninahitra Ianao
Misandrata mandrakizay Ray oh
Ny Fanjakanao tsy ho rava,
Ray mandrakizay
Manerana ny tany hanjaka Ianao, dera ho anao mandrakizay
Tsy manan-tsahala Ianao Ry Ray, dera ho Anao Mandrakizay
Eran-tany sy ...
*****************FMZ******************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 2936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 27/07/2019 16:25