MBA SASAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/mba-sasao

(REF)
Jeso oh, Jeso oh,
He ny Fitiavanao,
Nefa ny ahy mb ahoana
izay fitiavako Anao.

(SOLO)
Noheloina Ianao nomboina ho faty,
nefa ny nataonao tsy misy izay ratsy,
Fa ity tany ity mila sorona,
Na mangidy aza izany
nozakainao hatrany.
(Tsiky dia ampyREF)

(SOLO)
Nivavaka Ianao tamin'Ilay Ray
sao mba misy azo atao
na lalan-kafa iray
mba hamonjena ity tontolo ity,
Tsia no valin'izany
Nekenao hatrany.
REF:


Sasao, sasao, sasao Jeso!
Ratsy aho, maloto fo,
Mba sasao ny foko Jeso.

************FMZ*************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 172
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 09/12/2019 21:47:00
ID : 12280

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo