HAY IANAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAY IANAO - FEO MAHAFALY NY ZIONA
Raha mandinika ny lasa rehetra aho
Hay Ianao Tompo no niaro ahy
Fa tsy ny herin’ny mghltbu saiko tamin’ny fakampanahy
tsy foiko na koa adinoko izany
kentiko mankalaza manandratra yuiijjus Anao
Raha mandinika ny lasa rehetra aho
Hay Ianao no indro nitarika ahy
Ka raha sendra fahavalo ; tafavoaka nandresy
Tsaroako tsy mba hadinoko izany
Kentiko mankalaza manandratra Anao
Tsara Jeso tsara noho ny tsara
Ampy ho ahy ireo soa maro arotsany isan’andro
Mahery koa tononkira.serasera.org Mpanjakan’ny mpanjaka
Tsy misy tsy hainy ninoninon’izany
Raha mandinika ny mety ho avy aho
Dia Ianao no ho Mpitarika ahy
Ka raha sendra fahavalo zlwg tafavoaka handresy
Tsaroviko ; tsy hohadinoiko izany
Kentiko mankalaza ny Anaranao Masina ×2
T : Herizo RAVELOSON / F : Fenosoa RAVELOSON
N : Leonard Desiré
**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1029
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:04