EO IHANY (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EO IHANY - FEO MAHAFALY NY ZIONA
Izahay tsy mitsahatra mankalaza Azy
Manandratra avo ny Anarany
Fa Tompo dacevg Ilay be fitiavana ; Izy Mpampihavana
Ka mendrika ny dfteri ho deraina re
Na iza na iza izy mety handrara ;
Ireo hetsika ara-pilazantsara ;
Dia aoka ho fantany eto fa izahay dia hanoy hatrany oa!
Satria Jeso efa naniraka
REF : Derao ny Tompo fa mendrika Azy ny Voninahitra
Asandrato ny feo
bpzfp Mba hanakoako ho ren’ny lanitra
Ianao manam-paniriana te ho namanay
Ho isan’ny ondry ao am-balan’ny Ray
Malalaka be ny toerana ka aza misalasala oa !
Tongava hanatevin-daharana
Ny Tompo anie dia faly amin’izany
Raha misy tononkira.serasera.org olona iray eto an-tany
Hiova famindra amin’izay, hiala ny ratsy fa efa fay
Dia havaoziny indray ny fanahy
REF : …
Venteso amin’izay ny hira sy mozika
Araho amin’ny fihetsika sy dihy mirindra
Dia aoka hanaitra tsara ny fo
Sy hamelona ny fanahy koa
Dia endre izany hafalian’I Tompo Jeso
Reo antsam-piderana sesilany
Ho santatry ny any an-danitra any
Ny lanitra tsy mba misy tomany
Fa fifaliana hatrany no any
Izany no hiainana any rahatrizay
REF : …
T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************
Izahay tsy mitsahatra mankalaza Azy
Manandratra avo ny Anarany
Fa Tompo dacevg Ilay be fitiavana ; Izy Mpampihavana
Ka mendrika ny dfteri ho deraina re
Na iza na iza izy mety handrara ;
Ireo hetsika ara-pilazantsara ;
Dia aoka ho fantany eto fa izahay dia hanoy hatrany oa!
Satria Jeso efa naniraka
REF : Derao ny Tompo fa mendrika Azy ny Voninahitra
Asandrato ny feo
bpzfp Mba hanakoako ho ren’ny lanitra
Ianao manam-paniriana te ho namanay
Ho isan’ny ondry ao am-balan’ny Ray
Malalaka be ny toerana ka aza misalasala oa !
Tongava hanatevin-daharana
Ny Tompo anie dia faly amin’izany
Raha misy tononkira.serasera.org olona iray eto an-tany
Hiova famindra amin’izay, hiala ny ratsy fa efa fay
Dia havaoziny indray ny fanahy
REF : …
Venteso amin’izay ny hira sy mozika
Araho amin’ny fihetsika sy dihy mirindra
Dia aoka hanaitra tsara ny fo
Sy hamelona ny fanahy koa
Dia endre izany hafalian’I Tompo Jeso
Reo antsam-piderana sesilany
Ho santatry ny any an-danitra any
Ny lanitra tsy mba misy tomany
Fa fifaliana hatrany no any
Izany no hiainana any rahatrizay
REF : …
T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:04
